1. Skip to Menu
  2. Skip to Content
  3. Skip to Footer>

A la une

Medias

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 28 Septembre 2011

Samedi, 18 Mai 2013 15:46

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 16 Sept 2011

Samedi, 18 Mai 2013 15:46

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 10 Septembre 2011

Samedi, 18 Mai 2013 15:46

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 17 Août 2011

Samedi, 18 Mai 2013 15:46

investiture4Nitondra hafatra maromaro ny Filoha Ravalomanana tamin’ny fidirany antariby teo amin’ny kianjan’ny Finoana androany, hafatra miantefa amin’ny Malagasy rehetra izay azo fintinina toa izao : 

Miantso sy mangataka ny vahoaka malagasy tsy ankanavaka hitondra am-bavaka ny fivoriana izay atao ankehitriny any Luanda mba hamaly ny hetahetan’ny vahoaka Malagasy tokoa, dia ny famerenana ny ara-dalàna, hitondra vahaolana politika marina tokoa fa tsy ny resak’izao milaza ho mpanelanelana sy mpampihavana izao no izy. Manana tombotsoa manokana harovana izy ireo hoy izy fa hafa ny fanpahan-kevitra izay entina eo amin’Andriamanitra, izay mihaino sy manao izay mahasoa.

Tohiny

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 06 Aogositra 2011

Samedi, 18 Mai 2013 15:46

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 30 jolay 2011

Samedi, 18 Mai 2013 15:46

Antson'ny Filoha Marc RAVALOMANANA 23 Jolay 2011

Samedi, 18 Mai 2013 15:46

Bmsbti57

Vive la Démocratie

Samedi, 18 Mai 2013 15:46

 

"Fadal Dey"

Antson'ny Filoha Ravalomanana, 18 jona 2011

Samedi, 18 Mai 2013 15:46

Antson'ny Filoha Ravalomanana, 13 jona

Samedi, 18 Mai 2013 15:46

Niantso ny mpanao politika, ny mpitandro ny filaminana, ny olontsotra ho tony ny Filoha Ravalomanana.

Bmsbti12Na dia andro fety aza androany dia tsy nahasakana ny vahoaka malagasy ho tonga teny amin'ny kianjan'ny finoana izany. Feno hipoka tanteraka ny kianja. Niditra mivantana tamin'ny antso an-tariby ny Filoha Ravalomanana. Nambarany fa mazava ny fehinkevitry ny Sadc fa tsy misy afa tsy ny vahaolana samy malagasy no hahafahana mivoaka amin'ny krizy.

Tohiny