1. Skip to Menu
  2. Skip to Content
  3. Skip to Footer>

A la une

Medias

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 14 apr 2012

Samedi, 18 Mai 2013 12:10

"Hainareo ny niditra tao dia  ho hainareo koa ny mivoaka ao fa tsy hoe eo no manao mivoaka miditra, hainareo tsara ny manapa-kevitra..." hoy ny filoha Ravalomanana tamin'ny kabariny. Mazava tsara izay, ka aoka tsy hisy filazàna zavatra hafa noho izay.

Any ampela-tanan'ireo niditra système ny fanapaha-kevitra. Mitazana ny vahoaka mitaky ny ara-dalàna. 

 

Antson'ny filoha Marc Ravalomanana, 29 Mars 2012

Samedi, 18 Mai 2013 12:10

Fankalazana ny 29 martsa teny amin'ny Magro 

Photos (Ambohijatovo - Magro)

Antson'ny filoha Marc Ravalomanana 28 Mars 2012

Samedi, 18 Mai 2013 12:10

Antson'ny filoha Marc Ravalomanana, 15-feb-2012

Samedi, 18 Mai 2013 12:10


Niantso nivantana tao @ magro ny filoha ary naneho ny fiara-miriny amin'ireo fianakaviana namohy ny havana tamin'ny fandalovan'ny rivodoza. Malahelo izy satria izao loza izao dia manampy trotraka ny resaka krizy politika izay nampiditra ny vahoaka ao anty fahantràna toa izao.

Tohiny

Antson'ny filoha Marc Ravalomanana, 06-feb-12

Samedi, 18 Mai 2013 12:10

Tohiny

Conférence de presse Colbert 04 février

Samedi, 18 Mai 2013 12:10

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 03-fév-2012

Samedi, 18 Mai 2013 12:10

FirstLadyTamin'ny resaka nataon'ny filoha Marc Ravalomanana androany dia nilaza izy fa ho avy, saingy manaraka izay fandaminana momba izany. I Neny hoy izy dia afaka miresaka ihany koa aminareo satria fantany tsara ny fasahiranana mianjady amin'ny vahoaka malagasy izao.

Tohiny

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana Mivady, 02-fév-12

Samedi, 18 Mai 2013 12:10

Niresaka mivantana tamin’ny telephone ny filoha Marc Ravalomanana mivady. Niteny nivantana I Ramatoa Lalao Ravalomanana ary nilaza fa ho avy izy koa manantena ny fitsenan’ny rehetra ary tsy manome tsiny izay tsy afaka koa. Ho avy eto an-Tanindrazana amin’ny asabotsy tolak’andro izao I Ramatoa Lalao Ravalomanana. Namerina ny fisaorany ny vahoaka Malagasy ny filoha Marc Ravalomanana satria tena mendrika hoy izy tamin’ny fahendrena nasehonareo tamin’iny andro iny. Namerina ny resaka nifanaovany tamin’ireo filoham-pierenena niresaka taminy tany Addis-Abeba izy sy ny fahavononany hanampy antsika Malagasy raha miverina ny ara-dalàna.

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 01-fév-2012

Samedi, 18 Mai 2013 12:10

Manoela Tamin'ny antso nataon'ny Filoha Marc Ravalomanana androany tolak'andro tamin'ny olona nivory tao amin'ny kianja Magro no nanambarany fa hiverina tsy ho ela eto an-Tanindrazana i Ramatoa Lalao Ravalomanana vadiny. Nandray io fanapaha-kevitra io izy hoy izy, noho ny fatsapany fa tena mijaly tokoa ny vahoaka malagasy. Tsy hitondra fanakorontanana izao fodiany izao fa kosa hitondra fahandri-pahalemana.

Lire la suite

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 23-jan-12

Samedi, 18 Mai 2013 12:10

 

Antson'ny Filoha Marc RAVALOMANANA, 17 desambra

Samedi, 18 Mai 2013 12:10