1. Skip to Menu
  2. Skip to Content
  3. Skip to Footer>

A la une

Medias

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana Magro 18-mai-2013

Lundi, 20 Mai 2013 00:02

Kabarin'i Rtoa Lalao Ravalomanana Itaosy 18-mai-2013
 "...samia miandahy miambavy...izay tsy mahay sobiky mahay fatram-bary...miraisa hina ary atao mafy izay mampitambatra, izany no lalan'ny fahombiazana!"

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana Magro 18-mai-2013 
 "...mijoro amin'ny fahamrianana isika, ary tsy misy mihitsy ny tsy maha ara-dalàna ny filatsahan'i Neny...aza ny tatitra entin'ny sasany any no henoina ary aza atao safobe-mantsina toa ny filatsahan'ireo olona izay ao anatin'ireo 109 voasazy ireo...". Hoy i Neny tamin'ny filoha Ravalomanana :"Izaho no ampody anao!"

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 11-mai-2013

Lundi, 20 Mai 2013 00:02

  "..tsy hanaiky hanala ny filatsahan'i Neny isika...hajao ny safidin'ny vahoaka malagasy...mahalala ny tokony ataony izy..."


HCC 25/04 : Filatsahan'i Neny ho fidiana

Lundi, 20 Mai 2013 00:02

Antson'ny Filoha Ravalomanana, 04 aprily

Lundi, 20 Mai 2013 00:02

Mailo isika fa misy foana ny mpamadika !

Lundi, 20 Mai 2013 00:02

Ankoatran'ny fanambaran'i Manoela fa misy tokoa ny madeha mamadika dia nohamafisiny fa tsy hisy fifidianana raha tsy tonga eto ny Filoha Ravalomanana, tsy misy zavatra milamina ! 

Faravohitra anio 12 martsa

Lundi, 20 Mai 2013 00:02

 

Hafatry ny HMF

Lundi, 20 Mai 2013 00:02

"Mizotra makany an-davaka  ny firenena ka tsy maintsy mijoro ny mpaminany....Ny fahamarinana no mampigadra eto amin'ny firenena, ny tsy fahamarinana no mitondra any an-dapa"

Antson'ny filoha Marc Ravalomanana, 09-mar-2013

Lundi, 20 Mai 2013 00:02

"...raha tsy tonga eto Madagasikara aho, tsy hisy kandidà..."

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 08-Mar-2013

Lundi, 20 Mai 2013 00:02

Hafatry Ramatoa Lalao Ravalomanana anio 02-03

Lundi, 20 Mai 2013 00:02

Voir video

FirstLadyKabary Madame Lalao Ravalomanana 02 mars 2013Ry Vahoaka Malagasy,Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika nohon’ny hahafahako miresaka mivantana aminareo izao.

Misaotra Azy isika fa momba antsika mandrakariva Izy sady mampahery tokoa.Tsy hiresaka politika aminareo aho akory, fa tsy haritro mihitsy ny tsy hilaza aminareo ny zava-marina nitranga sy misy.

Marary mafy ny reniko, Bebe Razay,.mbola any amin’ny hopitaly amin’izao isika miresaka izao. Marary mafy izy, tsy afaka miteny, tsy afaka mitsangana, ary 83 taona izy izao. Ka malahelo azy aho, ary izy koa malahelo ahy.

Lire la suite...

Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana 02-Jan-2013

Lundi, 20 Mai 2013 00:02

 “…tsy azo sandaina vola aho…”

Niarahaba ny vahoaka malagasy sy ny mpitaky ny ara-dalàna, ny mpiaro zo amankasin'ny zon'olombelona, ny malagasy tsy misy ankanavaka na aiza misy azy na aiza, ny filoha Marc Ravalomanana androany tolak'andro tamin’ny antso mivantana teo amin’ny kianjan’i Magro. Enga anie hoy izy ity taona 2013 ity ahafahantsika mandala ny demôkrasia izay takian'ny firenena eran-tany mba ampanjaka ny rariny eto Madagasikara. Tonga hoy izy ny fotoana andinihina  ny fahasahiranana manjo ny malagasy ka hihaino ny feon'ny fieritreretany satria nataon'Andraimanitra afaka andala ny fahafahana sy mivezivezy ny olombelona, noho izany isika eto Madagasikara dia tokony hanaja izany zon'ny maha-olona izany. Miarahaba ny vahoaka malagasy aho hoy izy noho izany faharetana fitakiana ny ara-dalàna izany, toa izany koa ny hafanam-po sy ny afom-pitiavana, mba ampanajàna ny demôkrasia eto Madagasikara.

Lire la suite...