1. Skip to Menu
  2. Skip to Content
  3. Skip to Footer>

A la une

News

Neny teny ankianja : minoa fotsiny ihany !

Mardi, 18 Juin 2013 07:04

FOSTER CITY, Calif cialis black. Norvasc cialis generic On a global improvement question, % of patients reported improved erections on Viagra versus % on placebo buy online viagra.
argaiv1688

Tamin'ny fifaliana tanteraka no nihaonan'ny vahoaka teny amin'ny kianjan'ny finoana tamin'i Neny. Ny fifaliana, finoana sy ny fahatokiana an'Andriamanitra no teny nifampizarana, ary nitovy tokoa ny tandin-dokanga teo amin'ny rehetra. Fotoana koa moa io niarahabana an'i Neny ny amin'ny nitsingerenan'ny taona nahaterahany. Sary

Visite Usine TIKO Sambaina par Mme Lalao Ravalomanana‏

Mardi, 18 Juin 2013 07:04

 Vendredi 26 Avril 2013 : Madama Lalao Ravalomanana Rakotonirainy a effectué une visite à l'usine Tiko Sambaina Manjakandriana ce matin. Elle a donc pu constater par elle même les dégâts engendrés par la crise. Il faut savoir que les pillages au sein des usines Tiko ne se sont pas arrêtés le 26 Janvier 2009, mais se sont poursuivis jusqu'à aujourd'hui. Lalao Ravalomanana a profité de ce moment pour écouter les témoignages des employés qui ont assistés aux pillages successifs. Cette visite se poursuivra dans toutes les usines Tiko de toutes les régions. 

 

FANAMBARANA ANKOLAFY RAVALOMANANA

Mardi, 18 Juin 2013 07:04

Ramatoa Lalao RAVALOMANANA no atolotry ny ankolafy Ravalomanana

Mardi, 18 Juin 2013 07:04

rsa1404Nivory niaraka tamin'ny Filoha RAVALOMANANA tao Afrika atsimo ny solotenan'ny vondrona mpikambana ao amin'ny ankolafy Ravalomanana, ary koa solotenan'ny GTT ny alahady 14 aprily. Nisy ny dinika sy ny fifanakalozana momba ny fifdianana ary dia tapaka fa handray anjara amin'ny fifidianana ho filoham-pirenena ny ankolafy ary hanolotra an-dRamatoa Lalao RAVALOMANANA. Nanambara ihany koa ny Filoha RAVALOMANANA fa nisafidy ny tsy hiverina an-tanindrazana raha tsy vita io fifdianana io. Manainga ny Malagasy tia tanindrazana izy hiray hina hahatanteraka ny fandreseny. 

Aiza ny fiangonana manoloana ny tsy rariny ?

Mardi, 18 Juin 2013 07:04

Izany no antso nataon'i Manoela ho an'ireo fiangonana sy fikambanana samihafa izay tokony hiaro ny zon'olombelona. Raha ny kristiana manokana dia natao ho fanasin'ny tany, "fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy ? tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin'ny olona". Sao lahy izany no manjo antsika kristiana malagasy ankehitriny ka mizaka ny fanitsakitsahana ataon-dRajoelina sy ny mpanjanaka isany sisa isika ?