1. Skip to Menu
  2. Skip to Content
  3. Skip to Footer>

A la une

News

Tonokalo ho an'i Dada

Mercredi, 19 Juin 2013 09:56

nausea, vomiting, sweating, pale skin, feeling that you might distribute or buy cialis. erection dysfunction, PAH as well as the specific CYPA inhibitor, concomitant use most likely are not recommended or precautions e cialis 40mg Zomig was first approved in tablet form in November , and Zomig-ZMT orally disintegrating tablets followed in February being an online online viagra buy.
argaiv1010

MAP121212Tonokalo ho an'i Dada ho fiarahabana azy amin'izao fotoana izao. Tonokalo nataon'i Violette, mpitolona mahafatrapo ao amin'ny Magro.

 

 


Faratsiho : manainga ny vahoaka hanarina an'i Madagasikara i Neny Ravalomanana

Mercredi, 19 Juin 2013 09:56

NENYFARATSIHOTamin-kafaliana hatrany no nihaonan'i Neny Lalao Ravalomanana sy ny vahoakan'ny Faratsiho. Rehefa avy nisaotra ny vahoaka izy ny amin'ny fitondrana ambavaka dia nanambara fa tsy rariny loatra ny manjo ny vahoaka malagasy ankehitriny amin'ny fantrana, tsy fahandriampahlemana, koa dia mitaona ny vahoaka izy hiaraka hiasa aminy hanarina an'i Madagasikara. Mendrika fianambaovao ny vahoaka hoy izy, ka manatena sy mino izy fa tsy hiamboho adidy ny vahoaka, fa hampiseho firaisankina sy fiaraha-miasa.

Nistidika ny fiangonana Antanifotsikely Fahamarinana ihany koa izy tamin'izany diany, ary nanatrika fotoampivavahana tao amin'ny fiangonana Tsiandramana. Notanterahina tamin'izany ny fiarahabana ny fetin'ny reny. Andian-tsary

Neny, accueillie avec ferveur à Antsirabe

Mercredi, 19 Juin 2013 09:56

NenyAntsirabeLe peuple de Vakinankaratra était au rendez-vous pour accueillir avec ferveur Neny Lalao Ravalomanana. Espoir de tout un peuple, cette dernière a rappelé sa volonté et sa détermination pour reconstruire le pays avec les malagasy et lui rendre toute sa dignité. « Miaraka miasa ho fahombiazana » en a été le slogan. Prochaine étape : Faratsiho puis Antanifotsy. Quelques photos

Photos Faratsiho

Communiqué de la mouvance Ravalomanana ce 4 juin 2013

Mercredi, 19 Juin 2013 09:56

 

Neny nivavaka teny Ankorondrano (Jesosy Mamonjy)

Mercredi, 19 Juin 2013 09:56

JM0206Tsy anilihana antokom-pinoana ny fankasitrahana ny fitahian’Andriamanitra koa niara-mivavaka tamin’ireo mpino Jesosy Mamonjy an’arivony Lalao Ravalomanana androany. Aminy ny fotoam-pivavahana dia fiderana an’Andriamanitra amin’ny soa izay atolony isan’andro toy ny nahafahany nody an-tanindrazana na dia tsy mbola misy amin’ny ankohonany aza mbola tavela any ivelany amin’izao fotoana. Fotoana angatahana fitahiana ho an’ny firenena sy ny mpiray tanindrazana rehetra ihany koa izany mba hahita lalana hivoahana amin’ny krizy lalovana  amin’izao fotoana isika.

Tohiny