Site officiel de la Mouvance Ravalomanana
Tonokalo ho an'i Dada
16 Juin 2013
Tonokalo ho an'i Dada ho fiarahabana azy amin'izao fotoana izao. Tonokalo nataon'i Violette, mpitolona mahafatrapo ao amin'ny Magro.
GTT : hetsika Place de l'Opéra
15 Juin 2013
Tontosa ny hetsika fizarana taratasy fampielezan-kevitra androany sabotsy 15 jona ary isaorana antsika nanatanteraka izany. Toerana be mpandalo tokoa ny toerana Place de l’Opéra, ary manoloana ny fidirana ny metro Opéra sy manodidina ny jiro mena fiampitàna teo amin’ny toerana no nitobiana. Taratasy teo amin’ny 1100 no voazara tao anatin’ny ora roa. Nisy koa ny resaka mivantana natao tamin’ny mpandalo. Teratany frantsay iray tao anatin’ny maro no naneho fanoherana mahakasika ny kadidantsika.
Pour un sursaut patriotique !
11 Juin 2013
La France a fini par tomber le masque d’hypocrisie qu’elle a porté jusqu’à ce jour et qui cachait les vrais desseins de sa diplomatie. En voulant à tout prix mettre dans le même panier la candidature de Mme Lalao Ravalomanana et celle de l’auteur du coup d’état, elle dévoile clairement les intentions qui animent sa présence à Madagascar. Personne ne peut tomber dans ce piège de ce tardif et fictif acharnement contre Rajoelina, dont le sort a déjà été scellé par le Cps de l’UA, et s’en servir comme d’un leurre pour occulter sa véritable obsession : éliminer Mme Ravalomanana.
Telle cette fuite organisée, venant du quai d’Orsay, d’une note interne de l’ambassade de France, donnant à faire croire que la famille du putschiste n’est plus la bienvenue en France, alors que dans le même temps son bras droit et conseiller va être reçu en toute confidence à Paris. La ficelle est trop grosse.
Faratsiho : manainga ny vahoaka hanarina an'i Madagasikara i Neny Ravalomanana
09 Juin 2013
Tamin-kafaliana hatrany no nihaonan'i Neny Lalao Ravalomanana sy ny vahoakan'ny Faratsiho. Rehefa avy nisaotra ny vahoaka izy ny amin'ny fitondrana ambavaka dia nanambara fa tsy rariny loatra ny manjo ny vahoaka malagasy ankehitriny amin'ny fantrana, tsy fahandriampahlemana, koa dia mitaona ny vahoaka izy hiaraka hiasa aminy hanarina an'i Madagasikara. Mendrika fianambaovao ny vahoaka hoy izy, ka manatena sy mino izy fa tsy hiamboho adidy ny vahoaka, fa hampiseho firaisankina sy fiaraha-miasa.
Nistidika ny fiangonana Antanifotsikely Fahamarinana ihany koa izy tamin'izany diany, ary nanatrika fotoampivavahana tao amin'ny fiangonana Tsiandramana. Notanterahina tamin'izany ny fiarahabana ny fetin'ny reny. Andian-tsary


