Site officiel de la Mouvance Ravalomanana
Une fausse extorsion de signature vaut bien un conclave !
03 Juin 2013
Après les sorties médiatiques de Ratsirahonana et de son mentor, le doute n’est plus permis sur le motif de cette candidature hors-délai. Et de leurs propres aveux, la candidature de Mme Lalao Ravalomanana est la raison de cette panique folle qui vaut à la cour électorale spéciale, de montrer sa subordination à l’égard du putschiste. Cette cour supposée indépendante a raté sa première sortie et aggrave son cas par la suite, en confondant convenance personnelle et force majeure.
Toutes les entités sont invitées à mettre la main à la pâte : la Ffm, la Csc et évidemment les milices armées, jusqu’à détourner l’objet d’une réunion initialement lancée par Omer Beriziky, qui renie à Rajoelina son titre de chef de la transition depuis la semaine dernière, délai auquel tous les candidats devait démissionner de leur mandat publique.
Neny nivavaka teny Ankorondrano (Jesosy Mamonjy)
03 Juin 2013
Tsy anilihana antokom-pinoana ny fankasitrahana ny fitahian’Andriamanitra koa niara-mivavaka tamin’ireo mpino Jesosy Mamonjy an’arivony Lalao Ravalomanana androany. Aminy ny fotoam-pivavahana dia fiderana an’Andriamanitra amin’ny soa izay atolony isan’andro toy ny nahafahany nody an-tanindrazana na dia tsy mbola misy amin’ny ankohonany aza mbola tavela any ivelany amin’izao fotoana. Fotoana angatahana fitahiana ho an’ny firenena sy ny mpiray tanindrazana rehetra ihany koa izany mba hahita lalana hivoahana amin’ny krizy lalovana amin’izao fotoana isika.
Fitsidihana ny fiangonana tao Ankazobe
26 Mai 2013
Tao amin’ny FJKM Ambohimarina Fahazavana, ao anatin’ny distrikan‘Ankazobe, no nankalaza ny fetin’ny reny ramatoa Lalao Ravalomanana. Nentina am-bavaka izy sy ny fianakaviany ary nahazo ny tso-drano ihany koa mba hanandratra avo ny voninahitry ny fiangonana sy ny toeran’ny reny malagasy amin’ny andrikitra ho raisiny eto amin’ny firenena.
FIARAHABANA
26 Mai 2013
Miarahaba sy mitondra ambavaka ny reny rehetra amin'izao vanimpotoana izao, ho salama ary ahazo fahendrena aha olombanona ny taranaka. Miarahaba manokana an'i Neny Lalao RAVALOMANANA sy mampahery azy amin'ny andraikitra tsy mora izay sahaniny ankehitriny. Ny Tompo anie hiahy azy mandrakariva ary ahatanteraka ny fikasana tsara efa napetrany tao aminy.

