Audios
Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana Magro 18-mai-2013
Jeudi, 23 Mai 2013 08:28
Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 11-mai-2013
Jeudi, 23 Mai 2013 08:28
HCC 25/04 : Filatsahan'i Neny ho fidiana
Jeudi, 23 Mai 2013 08:28
Mailo isika fa misy foana ny mpamadika !
Jeudi, 23 Mai 2013 08:28
Antson'ny filoha Marc Ravalomanana, 09-mar-2013
Jeudi, 23 Mai 2013 08:28
Hafatry Ramatoa Lalao Ravalomanana anio 02-03
Jeudi, 23 Mai 2013 08:28
Kabary Madame Lalao Ravalomanana 02 mars 2013Ry Vahoaka Malagasy,Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika nohon’ny hahafahako miresaka mivantana aminareo izao.
Misaotra Azy isika fa momba antsika mandrakariva Izy sady mampahery tokoa.Tsy hiresaka politika aminareo aho akory, fa tsy haritro mihitsy ny tsy hilaza aminareo ny zava-marina nitranga sy misy.
Marary mafy ny reniko, Bebe Razay,.mbola any amin’ny hopitaly amin’izao isika miresaka izao. Marary mafy izy, tsy afaka miteny, tsy afaka mitsangana, ary 83 taona izy izao. Ka malahelo azy aho, ary izy koa malahelo ahy.
Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana 02-Jan-2013
Jeudi, 23 Mai 2013 08:28
Niarahaba ny vahoaka malagasy sy ny mpitaky ny ara-dalàna, ny mpiaro zo amankasin'ny zon'olombelona, ny malagasy tsy misy ankanavaka na aiza misy azy na aiza, ny filoha Marc Ravalomanana androany tolak'andro tamin’ny antso mivantana teo amin’ny kianjan’i Magro. Enga anie hoy izy ity taona 2013 ity ahafahantsika mandala ny demôkrasia izay takian'ny firenena eran-tany mba ampanjaka ny rariny eto Madagasikara. Tonga hoy izy ny fotoana andinihina ny fahasahiranana manjo ny malagasy ka hihaino ny feon'ny fieritreretany satria nataon'Andraimanitra afaka andala ny fahafahana sy mivezivezy ny olombelona, noho izany isika eto Madagasikara dia tokony hanaja izany zon'ny maha-olona izany. Miarahaba ny vahoaka malagasy aho hoy izy noho izany faharetana fitakiana ny ara-dalàna izany, toa izany koa ny hafanam-po sy ny afom-pitiavana, mba ampanajàna ny demôkrasia eto Madagasikara.
Antson'ny filoha Marc Ravalomanana, 08-Dec-2012
Jeudi, 23 Mai 2013 08:28
Antson'ny filoha Marc Ravalomanana, 01-déc-2012
Jeudi, 23 Mai 2013 08:28


