Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana, 14 apr 2012
"Hainareo ny niditra tao dia ho hainareo koa ny mivoaka ao fa tsy hoe eo no manao mivoaka miditra, hainareo tsara ny manapa-kevitra..." hoy ny filoha Ravalomanana tamin'ny kabariny. Mazava tsara izay, ka aoka tsy hisy filazàna zavatra hafa noho izay.
Any ampela-tanan'ireo niditra système ny fanapaha-kevitra. Mitazana ny vahoaka mitaky ny ara-dalàna.




