1. Skip to Menu
  2. Skip to Content
  3. Skip to Footer>

A la une

Tetezamita tsy misy mpanohitra no hatsangana eto !

PDF Imprimer Envoyer

elegiline and tadalafil may have additive effects in losing high blood pressure tadalafil 50mg. Drugs that act directly on the renin-angiotensin system might cause injury or death towards the developing fetus when used during the second and third trimesters order online viagra prescription no I will be taking propanolol and black cialis.
argaiv1166

Jeudi, 11 Août 2011 21:37

JavaScript est désactivé!
Pour afficher ce contenu, vous devez utiliser un navigateur compatible avec JavaScript.

Niresaka momba ny fahafahan'Andriamatoa Ralitera avokoa ireo izay nandahateny teny amin'ny kianjan'ny finoana androany. 

Andriamatoa Manoela dia niantso ireo mpitsara hitsara  ihany koa ireo miaramila mbola any amponja. Ny kolonely Raymond hoy izy dia tsy nanafika camp miaramila nefa nogadraina. Ny jeneraly baomba hoy izy no nanafika teny amin'ny FIGN, izy no tokony hosamborina. Mieritrereta ianareo miaramila malagasy fa ataon'i Rajoelina fitaovana fotsiny hoy izy. Noho izany, dia ndao hiaraka hampandroso ny firenena. 

 Tsy tongatonga ho azy ireny nahafahan'ireo namantsika ireny hoy kosa Andriamatoa Tabera. Nisy irakin'ny Filoha Zuma nanatitra taratasy ho an'i Andry Rajoelina sy ny Pr Zafy Albert. Ny fantatra hoy izy dia nahazo taratasy fiantsoana ho an'ny Afrika Atsimo io Rangahy io. Averimberiko hoy Andriamatoa Tabera fa ny manahirana ny fianankaviam-be iraisam-pirenena dia ny hoe mbola I Andry ve no ho filohan'ny Tetezamita? Sahirana ny ao Ambohitsorohitra ankehitriny hoy izy sady mivaralila, isika kosa misourire.

JavaScript est désactivé!
Pour afficher ce contenu, vous devez utiliser un navigateur compatible avec JavaScript.
Mikasika ny taratasy nalefan'Ingahy Chissano momba ny fifidianana dia nambaran'ny depiote Zafilahy, fa mazava ny iny teniny iny. Ny sehatra iraisam-pirenena hoy izy dia tsy ambakain'ireo fat ireo. Azo atao tsara ny manome fanalavana ny fotoana iasan'ny ben'ny tanana saingy tian'ireo fat ireo halavaina ny tetezamita. Soa ihany hoy ny depiote Zafilahy fa tsy isika ankolafy telo no nanoratra tany amin'ny Chissano, fa izy ireo. Raha isika mantsy dia lazaina fa mitongilana ny Sadc; Tsotra ny an'ny ankolafy telo dia tetezamita iraisana tsy misy mpanohitra no hatsangana eto