1. Skip to Menu
  2. Skip to Content
  3. Skip to Footer>

A la une

Hetsiky ny malagasy tia tanindrazana

PDF Imprimer Envoyer

We have tried viagra they cialis buy online. and FDA notified consumers and healthcare professionals which the company is recalling all supplement products sold within the company of Viril-ity Power VIP Tablets cialis buy online. Report any new or worsening symptoms on your doctor, like: mood or behavior changes, anxiety, panic disorder, sleep disorders, or if you feel impulsive, irritable, agitated, hostile, aggressive, restless, hyperactive mentally or physically, more depressed, or have opinion of suicide or hurting yourself viagra online cheap.
argaiv1656

Dimanche, 14 Mars 2010 16:05

Niara-nientana tamin'ny malagasy any an-tanindrazana ireo malagasy avy any ivelany nahatsapa ny ny maha-zava-dehibe izany raha nanao hetsika teo amin'ny Place de la Nation, tao Paris izy ireo ny sabotsy 13 martsa. Maro ireo malagasy avy any amin'ny faritra maro eto Frantsa sy ny manodidina no nanohina ny antso. Tao ny GTT (GSO, Nord misy ny Lille sy Bénélux, Mayenne, Nantes, Tours, IDF), tao ny olon-tsotra mpandala ny ara-dalàna izay naneho ny heviny sy nanao ny fanentanana. Nankasitraka izany fihetsika mitory firaisan-kina sy fitiavan-tanindrazana izany ny filoha Ravalomanana izay niresaka mivantana tamin'izy ireo.

Tenin'ny Filoha

Nambara tamin'izany fa tsy mbola vita mihitsy akory ny tolona na dia efa miroso amin'ny fandresena aza koa tsy fotoana fipetrapetrahana izao fotoana izao. Tsy fotoana tokony hahakivy ihany koa na dia efa herintaona aza izao ny tolona satria efa izay no tanjon'ireo tsy mataho-tody mivarotra tanindrazana. Tsy misy fahafahana azo amin'ny fitazanam-potsiny ny zava-misy fa anjarantsika malagasy, izay mbola mahatsiaro ny tenany ho malagasy, no manoratra ny tantara. Koa notaomina ny malagasy samy hanao izay hafany na amin'ny fanampiana ny any an-toerana na amin'ny fanehoana amin'ny firenen-dehibe hampiseho ny tsy mety ataon'ny fitondrana fat. Adidin'ny tsirairay isan'andro izany.


Tohiny (ho avy ao amin'ny album photos)