Onjam-peo Rindra, feon'i Madagasikara
Antson'ny Filoha Marc Ravalomanana 02-Jan-2013
02 Janvier 2013
Niarahaba ny vahoaka malagasy sy ny mpitaky ny ara-dalàna, ny mpiaro zo amankasin'ny zon'olombelona, ny malagasy tsy misy ankanavaka na aiza misy azy na aiza, ny filoha Marc Ravalomanana androany tolak'andro tamin’ny antso mivantana teo amin’ny kianjan’i Magro. Enga anie hoy izy ity taona 2013 ity ahafahantsika mandala ny demôkrasia izay takian'ny firenena eran-tany mba ampanjaka ny rariny eto Madagasikara. Tonga hoy izy ny fotoana andinihina ny fahasahiranana manjo ny malagasy ka hihaino ny feon'ny fieritreretany satria nataon'Andraimanitra afaka andala ny fahafahana sy mivezivezy ny olombelona, noho izany isika eto Madagasikara dia tokony hanaja izany zon'ny maha-olona izany. Miarahaba ny vahoaka malagasy aho hoy izy noho izany faharetana fitakiana ny ara-dalàna izany, toa izany koa ny hafanam-po sy ny afom-pitiavana, mba ampanajàna ny demôkrasia eto Madagasikara.
L’homme dit « fort » a peur de 300 personnes !
01 Janvier 2013
La grande majorité des médias soutenant l’auteur du coup d’état de mars 2009, l’a souvent affublé du qualificatif d’homme fort. L’usage abusif de ce qualificatif avait pour but d’induire le lecteur en erreur, et c’est à dessein, car il devait laisser penser que l’individu concerné est gâté par la nature et n’a aucun défaut. En réalité, cela fait partie des éléments de langage utilisés par des communicants pour gommer les handicaps de l’individu. C’est donc une utilisation totalement inappropriée d’un vocabulaire servant à enjoliver et à mettre dans un emballage un produit invendable, s’il était présenté à l’état brut.
Arahaba tratry ny taona vaovao 2013 !
31 Décembre 2012
Miarahaba manokana anao Andriamatoa Filoha Ravalomanana sy ny fianakavianao amin'izao taona vaovao izao. Ny Tompo manakarem-pahasoavana anie mbola handrotsaka feno ny fitahiany aminao, ary Izy no ahatanteraka ny fikasana tsara rehetra izay efa napetrany taminao. Miarahaba ny mpiray tanindrazana sy ny mpitolona rehetra ihany koa : hitondra fahafahana tanteraka ho antsika anie ny taona 2013, hanome ny fandresen'ny fahamarinana ary hitondra amin'ny fandrosoana maharitra.
Un innocent doit-il accepter une double peine ?
16 Décembre 2012
Plus personne ne s’offusque de savoir aujourd’hui que les prisons malgaches pullulent de prévenus accusés de faits dont ils ne sont pour rien, en attente d’un procès qui ne viendra jamais. Ils sont déjà d’avance condamnés, car si certains retrouvent par chance, leur liberté, après acquittement, leur honneur sali, restera souillé à jamais. Pire, pour ceux qui sont victimes d’erreurs judiciaires et croupissent à tort dans ces geôles pouilleux, crasseux, où règne la violence, dégradants et indignes de recevoir un seul instant des personnes humaines dans des conditions où même des animaux peuvent ne pas supporter.
Eh mec, tu es trop jeune, passe ton tour !
23 Décembre 2012
« Je dis que cela demande une réflexion assez profonde. Je n’ai pas de réponse à donner à cela immédiatement ». Ne réfléchis pas trop longtemps, on va savoir que tu fais semblant. Demande plutôt à ceux qui te conseillent, de te donner le sens de cette phrase. S’ils n’osent pas le faire, alors on veut bien te le dire : Laurent Fabius a voulu te dire que tu n’as pas le niveau.
Ce ne sont pas des phrases à tenir face à quelqu’un qui veut briguer la présidence d’un pays, mais cela devait être plus fort que lui. Cela se voit trop, et ce n’est même pas de ta jeunesse dont il s’agit, c’est plutôt de ton âge mental. Fais-toi consulter, tu as un druide avec toi, poses-lui la question si c’est grave. Mais ton cas semble incurable et même avec une potion magique tu ne guériras pas.
Hafatra avy amin’ny Filoha Marc Ravalomanana
12 Décembre 2012
"Misaotra betsaka anareo izay nandefa ny fiarabàna sy firariantsoa amin’izao tsingerin-taona nahaterahako izao. Misaotra betsaka ireo izay tsy mba manana ny téléphone-ko na dia mba te hiarahaba aza, koa ampitao amin’ny vahoaka mivory na mifaly amin’ity ora sy fotoana ity ary aza adino ny ankohonana sy ny fianakaviana . Faly aho ary misaotra an’Andriamanitra ary misaotra antsika koa. Mino ary manome toky fa ho avy tsy ho ela. Mandrapihaona tsy ho ela. Hoy i Dada, ."
Hafatra avy any Tanzanie
12 Décembre 2012
Matoky tanteraka ny Filoha Ravalomanana isika ka hiara-hiasa ahatanteraka ny fikasany hody hitondra fandriampahalemana ho an'ny firenena.
Tanzania's President His Excellency Dr. Jakaya Mrisho Kikwete with Former Madagascar President, His Excellency Marc Ravalomanana during a press conference at the State House in Dar es Salaam December 11, 2012 in which the latter announced that he will not be a candidate for any position in next year’s Presidential Elections as a way forward towards resolving the political impasse in his country.
REFLEXION DU JOUR
"Il n'est point de bonheur sans liberté, ni de liberté sans courage." PERICLES
FLASH INFO 03-1
FLASH INFO 15-1
FLASH INFO 03-2
FLASH INFO 14-1
FLASH INFO 04-1
FLASH INFO 13-1
FLASH INFO 06-1
FLASH INFO 06-2
FLASH INFO 10-2
FLASH INFO 07-1
FLASH INFO 10-1
FLASH INFO 08-1
FLASH INFO 08-2
Visiteurs Connectés
Nous avons 17 invités en ligneVisiteurs











